Psalms 119:134 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo amin’ny fampahoriana ataon’ny olona aho dia hitandrina ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaho amin’ny fampahorian’ny olombelona aho, dia hitandrina ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaho amin’ny mpampahory aho mba hitandremako ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo amin'ny fampahorian'ny olona Dia hitandrina ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo amin’ny fampahoriana ataon’ny olona aho dia hitandrina ny didinao.
malagasy
Vonjeo amin'ny fampahorian'ny olona Dia hitandrina ny didinao.