Psalms 119:135 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampamirapirato amin’ny mpanomponao ny tavanao ary ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampamirapirato amin’ny mpanomponao ny Tavanao, ary ampianaro ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo amin-kamorampo izaho mpanomponao: ampianaro ahy ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao; Ary ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampamirapirato amin’ny mpanomponao ny tavanao ary ampianaro ahy ny didinao.
malagasy
Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao; Ary ampianaro ahy ny didinao.