Psalms 119:137 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina Ianao, TOMPO ô, ary mahitsy ny fitsaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina Ianao, ry Iaveh, ary araka ny rariny ny fitsarànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandala ny rariny Ianao, TOMPO ô, ary mahitsy ny fitsipikao.
Malagasy Bible 1865
Marina Hianao, Jehovah ô, Ary mahitsy ny fitsipikao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina Ianao, TOMPO ô, ary mahitsy ny fitsaranao.
malagasy
[TSADE] Marina Hianao, Jehovah ô, Ary mahitsy ny fitsipikao.