Psalms 119:139 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandevona ahy ny zotom-poko satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandritra aina ahy ny fahazotoako, satria manadino ny teninao ireo mpanohitra ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandoro ahy toy ny afo ny zotompoko, fa hadinon’ny mpandrafy ahy ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandevona ahy ny zotom-poko satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy.
malagasy
Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy.