Psalms 119:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalan’ny teny vavolombelonao no ifaliako, tahaka ny ifaliako amin’ny harena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manaraka ny fampianaranao dia ahazoako fifaliana toy ny hananako ny harena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mizotra araka ny baikonao no mahafaly ahy noho izay harena.
Malagasy Bible 1865
Ny lalan'ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin'ny harena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalan’ny teny vavolombelonao no ifaliako, tahaka ny ifaliako amin’ny harena rehetra.
malagasy
Ny lalan'ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin'ny harena rehetra.