Psalms 119:140 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voazaha toetra tamin’ny memy ny teninao ka tian’ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voazaha toetra tanteraka ny teninao, ka tia azy ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voasedra tanaty memy tokoa ny hafatrao, ka dia tia azy ireny izaho mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Voazaha toetra tamin'ny memy ny teninao, Ka dia tian'ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voazaha toetra tamin’ny memy ny teninao ka tian’ny mpanomponao.
malagasy
Voazaha toetra tamin'ny memy ny teninao, Ka dia tian'ny mpanomponao.