Psalms 119:143 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy, fa ny didinao no firavoravoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tratry ny fahoriana aman-tebiteby aho; ny didinao no fahafinaretako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azon’ny fahoriana sy ny fahaterena aho, nefa mbola miravo amin’ny didinao.
Malagasy Bible 1865
Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; Ny didinao no firavoravoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy, fa ny didinao no firavoravoako.
malagasy
Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; Ny didinao no firavoravoako.