Psalms 119:144 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahamarinan’ny teny vavolombelonao dia mandrakizay; omeo fahiratan-tsaina aho mba ho velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina mandrakizay ny fampianaranao, omeo ny fahazavan-tsaina aho, mba ho velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahitsy mandrakizay ny baikonao; ataovy mahira-tsaina aho mba ho velona.
Malagasy Bible 1865
Ny fahamarinan'ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahamarinan’ny teny vavolombelonao dia mandrakizay; omeo fahiratan-tsaina aho mba ho velona.
malagasy
Ny fahamarinan'ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.