Psalms 119:145 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny foko manontolo no nentiko nitaraina hoe: Valio aho, TOMPO ô; ny didinao no hotandremako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso Anao amin’ny foko rehetra aho, valio aho, ry Iaveh, mba hitandremako ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso amin’ny foko manontolo aho ka valio mba hanarahako ny lalànanao, TOMPO ô.
Malagasy Bible 1865
Ny foko rehetra no nentiko nitaraina hoe: Valio aho, Jehovah ô; Ny didinao no hotandremako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny foko manontolo no nentiko nitaraina hoe: Valio aho, TOMPO ô; ny didinao no hotandremako;
malagasy
[KOFA] Ny foko rehetra no nentiko nitaraina hoe: Valio aho, Jehovah ô; Ny didinao no hotandremako;