Psalms 119:146 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitaraina taminao aho hoe: Vonjeo aho, dia hitandrina ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso Anao aho, ka vonjeo, mba hanarahako ny fampianaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso Anao aho ka vonjeo hitandremako ny baikonao.
Malagasy Bible 1865
Nitaraina taminao aho nanao hoe Vonjeo aho, Dia hitandrina ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitaraina taminao aho hoe: Vonjeo aho, dia hitandrina ny didinao.
malagasy
Nitaraina taminao aho nanao hoe Vonjeo aho, Dia hitandrina ny didinao.