Psalms 119:150 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa manakaiky ireo izay fatra-panaraka ny ratsy, dia izay manalavitra ny lalànanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa mby akaiky ireo mpanaraka ny ratsy, izay nihataka tamin’ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpanenjika ahy manatona heloka; ny lalànanao kosa halaviriny.
Malagasy Bible 1865
Efa mby akaiky izay fatra-panaraka ny ratsy, Dia izay manalavitra ny lalànao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa manakaiky ireo izay fatra-panaraka ny ratsy, dia izay manalavitra ny lalànanao.
malagasy
Efa mby akaiky izay fatra-panaraka ny ratsy, Dia izay manalavitra ny lalànao.