Psalms 119:151 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akaiky Ianao, TOMPO ô, ary marina ny didinao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akaiky Ianao, ry Iaveh, ary fahamarinana avokoa ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akaiky ahy Ianao, TOMPO ô, ary mahatoky avokoa ny didinao.
Malagasy Bible 1865
Akaiky Hianao, Jehovah ô; Ary marina ny didinao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akaiky Ianao, TOMPO ô, ary marina ny didinao rehetra.
malagasy
Akaiky Hianao, Jehovah ô; Ary marina ny didinao rehetra.