Psalms 119:153 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo ny fahoriako ka vonjeo aho, fa tsy mba hadinoiko ny lalànanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ny fahoriako, ka vonjeo aho; fa tsy manadino ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ny fahoriako, ka afaho aho, fa ny lalànanao tsy hadinoiko.
Malagasy Bible 1865
Jereo ny fahoriako, ka vonjeo aho; Fa ny lalànao tsy mba hadinoiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo ny fahoriako ka vonjeo aho, fa tsy mba hadinoiko ny lalànanao.
malagasy
[RESY] Jereo ny fahoriako, ka vonjeo aho; Fa ny lalànao tsy mba hadinoiko.