Psalms 119:154 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Soloy vava aho ka vonjeo; velomy araka ny teninao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Arovy aho amin’ny adiko, ary valio ny ratsy natao tamiko; velomy indray aho araka ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iandraiketo ny adiko ka avoty aho ary velomy araka ny fampanantenànao.
Malagasy Bible 1865
Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Soloy vava aho ka vonjeo; velomy araka ny teninao aho.
malagasy
Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.