Psalms 119:155 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, satria tsy tadiaviny ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, satria tsy asiany raharaha ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lavitra ny olon-dratsy ny famonjena, satria tsy ny lalànanao no katsahiny.
Malagasy Bible 1865
Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, Satria ny didinao tsy tadiaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, satria tsy tadiaviny ny didinao.
malagasy
Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, Satria ny didinao tsy tadiaviny.