Psalms 119:157 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; tsy mba niala tamin’ny teny vavolombelonao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro ny mpanenjika ama-mpandrafy ahy; tsy mba mihataka amin’ny fampianaranao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; ny baikonao tsy mba ialako.
Malagasy Bible 1865
Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; Tsy mba niala tamin'ny teni-vavolombelonao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; tsy mba niala tamin’ny teny vavolombelonao aho.
malagasy
Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; Tsy mba niala tamin'ny teni-vavolombelonao aho.