Psalms 119:158 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mijery ny mpivadika aho ka maharikoriko ahy ireny, dia ireo tsy nitandrina ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsiravina aho, mahita ny mpivadika, satria tsy mba mitandrina ny teninao ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita mpivadika aho, ka narikoriko; ny hafatrao tsy mba tandremany.
Malagasy Bible 1865
Mijery ny mpivadika aho, ka maharikoriko ahy ireny, Dia izay tsy nitandrina ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mijery ny mpivadika aho ka maharikoriko ahy ireny, dia ireo tsy nitandrina ny teninao.
malagasy
Mijery ny mpivadika aho, ka maharikoriko ahy ireny, Dia izay tsy nitandrina ny teninao.