Psalms 119:160 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao, ary mandrakizay avokoa ny lalàn’ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toetra mahatoky no mivohitra amin’ny teninao; ny fitsipikao dia ara-drariny avokoa sy mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; Ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
malagasy
Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; Ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.