Psalms 119:161 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika ahy tsy amin’antony ny mpanapaka, nefa ny teninao no atahoran’ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enjehi-mpanjaka tsy ahoan-tsy ahoana aho; ny teninao no hany atahoran’ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enjehin’andriana tsy amin’antony aho; ny teninao ihany no atahoran’ny foko.
Malagasy Bible 1865
Na dia ny mpanapaka aza dia nanenjika ahy tsy ahoan-tsy ahoana; Nefa ny teninao no atahoran'ny foko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika ahy tsy amin’antony ny mpanapaka, nefa ny teninao no atahoran’ny foko.
malagasy
[SINA] Na dia ny mpanapaka aza dia nanenjika ahy tsy ahoan-tsy ahoana; Nefa ny teninao no atahoran'ny foko.