Psalms 119:163 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; ny lalànanao no tiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halako, mahatsiravina ahy ny lainga; tia ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hàlako ary maharikoriko ahy ny fitaka, fa ny lalànanao no ankamamîko.
Malagasy Bible 1865
Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; Ny lalànao no tiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; ny lalànanao no tiako.
malagasy
Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; Ny lalànao no tiako.