Psalms 119:164 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Impito isanandro no iderako Anao noho ny fitsipikao marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midera Anao impito isan’andro aho, noho ny lalàn’ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Impito isan’andro no iderako Anao noho ny fitsipikao ara-drariny.
Malagasy Bible 1865
Impito isan'andro no iderako Anao Noho ny fitsipikao marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Impito isanandro no iderako Anao noho ny fitsipikao marina.
malagasy
Impito isan'andro no iderako Anao Noho ny fitsipikao marina.