Psalms 119:165 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Be fiadanana izay tia ny lalànanao ary tsy misy mahatafintohina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Be fiadanana izay tia ny lalànao; ary tsy misy zava-manafintohina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fiadanam-be ny an’izay mankamamy ny lalànanao, ary tsy misy zavatra mahasolafaka azy.
Malagasy Bible 1865
Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Be fiadanana izay tia ny lalànanao ary tsy misy mahatafintohina azy.
malagasy
Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.