Psalms 119:166 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miandry ny famonjenao aho, TOMPO ô, ka mankatò ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manantena ny famonjena aho, ry Iaveh, ary manaraka ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny famonjenao, TOMPO ô, no antenaiko ka ny didinao no tanterahiko.
Malagasy Bible 1865
Miandry ny famonjenao aho, Jehovah ô, Ka mankatò ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miandry ny famonjenao aho, TOMPO ô, ka mankatò ny didinao.
malagasy
Miandry ny famonjenao aho, Jehovah ô, Ka mankatò ny didinao.