Psalms 119:167 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrina ny teny vavolombelonao ny fanahiko ka tiako indrindra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrina ny fampianaranao ny fanahiko, ary miraiki-pitia amin’izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny baikonao dia tandremako, satria ankamamîko aoka izany.
Malagasy Bible 1865
Mitandrina ny teni-vavolombelonao ny fanahiko, Ka tiako indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrina ny teny vavolombelonao ny fanahiko ka tiako indrindra izany.
malagasy
Mitandrina ny teni-vavolombelonao ny fanahiko, Ka tiako indrindra izy.