Psalms 119:168 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrina ny didinao sy ny teny vavolombelonao aho, fa ny lalan-kalehako rehetra dia eo anatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitana ny fandaharanao amana fampianaranao aho; fa eo anatrehanao avokoa ny lalako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, voatandriko ny fepetra amam-baikonao; eo anoloanao ny làlan-kalehako rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao aho; Fa ny lalan-kalehako rehetra dia eo anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrina ny didinao sy ny teny vavolombelonao aho, fa ny lalan-kalehako rehetra dia eo anatrehanao.
malagasy
Mitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao aho; Fa ny lalan-kalehako rehetra dia eo anatrehanao.