Psalms 119:170 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fifonako; afaho aho araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tonga hatrany aminao anie fifonako, afaho araka ny teninao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fihantàko anie ho tody eo anatrehanao; mba afaho aho araka ny toky nomenao.
Malagasy Bible 1865
Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fifonako; Vonjeo aho araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fifonako; afaho aho araka ny teninao.
malagasy
Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fifonako; Vonjeo aho araka ny teninao.