Psalms 119:171 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro, fa ampianarinao ahy ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamoaka fiderana Anao anie ny molotro, satria nampianarinao ahy ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidera Anao anie ny molotro, satria nampianarinao ahy ny lalànanao!
Malagasy Bible 1865
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro, Fa ampianarinao ahy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro, fa ampianarinao ahy ny didinao.
malagasy
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro, Fa ampianarinao ahy ny didinao.