Psalms 119:172 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hankalaza ny teninao ny lelako, fa marina ny didinao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitory ny teninao anie ny lelako, fa marina avokoa ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanambara ny hafatrao anie ny lelako, satria rariny avokoa ny didinao!
Malagasy Bible 1865
Hihira ny teninao ny lelako, Fa marina ny didinao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hankalaza ny teninao ny lelako, fa marina ny didinao rehetra.
malagasy
Hihira ny teninao ny lelako, Fa marina ny didinao rehetra.