Psalms 119:173 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka anie hamonjy ahy ny tananao, fa efa nifidy ny didinao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hivelatra hamonjy ahy anie ny tananao; fa efa nifidy ny fandaharanao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fiarovanao anie hanampy ahy, satria ny fepetranao no nofidiko!
Malagasy Bible 1865
Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka anie hamonjy ahy ny tananao, fa efa nifidy ny didinao aho.
malagasy
Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.