Psalms 119:175 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka anie ho velona ny fanahiko ka hidera Anao ary aoka anie hamonjy ahy ny fitsaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho velon-kidera Anao anie ny fanahiko, ary ho avy hamonjy ahy ny fitsarànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma anie ny aiko hiderako Anao; ary hanampy ahy anie ny fitsipikao!
Malagasy Bible 1865
Aoka anie ho velona ny fanahiko ka hidera Anao; Ary aoka anie hamonjy ahy ny fitsaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka anie ho velona ny fanahiko ka hidera Anao ary aoka anie hamonjy ahy ny fitsaranao.
malagasy
Aoka anie ho velona ny fanahiko ka hidera Anao; Ary aoka anie hamonjy ahy ny fitsaranao.Efa nania aho; tadiavo ny mpanomponao toy ny fitady ondry very; Fa ny didinao tsy mba hadinoiko.