Psalms 119:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay mitandrina ny teny vavolombelony ka mitady Azy amin’ny fo manontolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay mitana ny fampianarany; izay mitady azy amin’ny fony rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mitandrina ny baikony, ka mitady Azy amin’ny fony manontolo.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin'ny fo rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay mitandrina ny teny vavolombelony ka mitady Azy amin’ny fo manontolo;
malagasy
Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin'ny fo rehetra;