Psalms 119:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Esory amiko ny fahafaham-baraka sy ny fanamavoana; fa mitandrina ny teny vavolombelonao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halaviro ahy ny henatra amam-panesoana, fa mitandrina ny fampianaranao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alao amin’ny fahafaham-baràka sy ny fanamavoana aho, satria manaraka ny baikonao.
Malagasy Bible 1865
Esory amiko ny fahafaham-baraka sy ny fanamavoana: Fa efa nitandrina ny teni-vavolombelonao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Esory amiko ny fahafaham-baraka sy ny fanamavoana; fa mitandrina ny teny vavolombelonao aho.
malagasy
Esory amiko ny fahafaham-baraka sy ny fanamavoana: Fa efa nitandrina ny teni-vavolombelonao aho.