Psalms 119:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia ireo mpanapaka aza dia mipetraka ka mioko hamely ahy; izaho mpanomponao dia misaintsaina ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia mipetraka aza ny mpanapaka sy miteny mamely ahy, mbola hisaintsaina ny lalànao ihany ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na andriana aza no mioko hamely ahy, izaho mpanomponao misaintsaina ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Na dia ny mpanapaka aza dia mipetraka, ka iokoany aho; Izaho mpanomponao misaintsaina ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia ireo mpanapaka aza dia mipetraka ka mioko hamely ahy; izaho mpanomponao dia misaintsaina ny didinao.
malagasy
Na dia ny mpanapaka aza dia mipetraka, ka iokoany aho; Izaho mpanomponao misaintsaina ny didinao.