Psalms 119:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny vavolombelonao koa no firavoravoako eny, mpanolotsaina ahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, ny fampianaranao no fahafinaretako, izy no olona mpanolo-tsaina ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny baikonao no firavoako: ireo no manolo-tsaina ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny vavolombelonao koa no firavoravoako eny, mpanolotsaina ahy izany.
malagasy
Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.