Psalms 119:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miraikitra amin’ny vovoka ny fanahiko; velomy aho araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miraikitra amin’ny vovoka ny fanahiko; velomy indray aho araka ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihohoka amin’ny vovoka ny tenako, ka velomy indray araka ny fampanantenànao.
Malagasy Bible 1865
Miraikitra amin'ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miraikitra amin’ny vovoka ny fanahiko; velomy aho araka ny teninao.
malagasy
[DALETA] Miraikitra amin'ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.