Psalms 119:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nolazaiko Anao ny lalako dia namaly ahy Ianao; ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naposako Anao ny lalako, dia hoy ny navalinao ahy: Ampianaro ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitanisako ny fiainako Ianao ka namaly ahy; ampianaro ahy ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nolazaiko Anao ny lalako dia namaly ahy Ianao; ampianaro ahy ny didinao.
malagasy
Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.