Psalms 119:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahalalao ahy ny lalan’ny didinao dia hisaintsaina ireo fahagagana nataonao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampafahantaro ahy ny lalan’ny didinao, dia hisaintsaina ny fahagagana ataonao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampahafantaro ahy ny fepetranao ho sori-dàlako mba hisaintsainako ny asa mahagaga nataonao.
Malagasy Bible 1865
Ampahalalao ahy ny lalan'ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahalalao ahy ny lalan’ny didinao dia hisaintsaina ireo fahagagana nataonao aho.
malagasy
Ampahalalao ahy ny lalan'ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.