Psalms 119:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; ampaherezo aho araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azon’alahelo ny fanahiko ka latsa-dranomaso, atsangano indray aho araka ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Patrapatraka ny ranomasoko noho ny alahelo; areno aho araka ny fampanantenànao.
Malagasy Bible 1865
Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; Ampaherezo aho araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; ampaherezo aho araka ny teninao.
malagasy
Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; Ampaherezo aho araka ny teninao.