Psalms 119:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, izay tsy manao ny ratsy fa mandeha araka ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mba manao ratsy, fa mandeha eo amin’ny lalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tsy mba manao ratsy ireo fa manaraka ny sori-dalan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Eny, Izay tsy manao ratsy. Fa mandeha araka ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, izay tsy manao ny ratsy fa mandeha araka ny lalany.
malagasy
Eny, Izay tsy manao ratsy. Fa mandeha araka ny lalany.