Psalms 119:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalan’ny fahamarinanao no fidiko; apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifidy ny lalan’ny fahamarinana aho, ataoko eo imasoko ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofidiko ho sori-dàlako ny firaiketam-po aminao; nataoko teo anatrehako ny fitsipikao.
Malagasy Bible 1865
Ny lalàn'ny fahamarinanao no fidiko; Apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalan’ny fahamarinanao no fidiko; apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.
malagasy
Ny lalàn'ny fahamarinanao no fidiko; Apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.