Psalms 119:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, toroy ny lalan’ny didinao aho dia hotandremako hatramin’ny farany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, ampianaro ny lalan’ny didinao aho, mba hitandremako azy hatramin’ny faran’ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, atoroy ahy ny lalànanao ho sori-dàlako mba hanarahako azy hatramin’ny farany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, toroy ny lalan'ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin'ny farany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, toroy ny lalan’ny didinao aho dia hotandremako hatramin’ny farany izany.
malagasy
[HE] Jehovah ô, toroy ny lalan'ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin'ny farany izany.