Psalms 119:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo fahiratan-tsaina aho mba hitandrina ny lalànanao; eny, hitandrina azy amin’ny foko manontolo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo fahazavan-tsaina aho, hitandremako ny lalànao: sy hankatoavako azy amin’ny foko rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy mahira-tsaina aho hanarahako ny lalànanao, sy hitandremako azy amin’ny foko manontolo.
Malagasy Bible 1865
Omeo fahalalana aho mba hitandrina ny lalànao; Eny, hitandrina azy amin'ny foko rehetra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo fahiratan-tsaina aho mba hitandrina ny lalànanao; eny, hitandrina azy amin’ny foko manontolo aho.
malagasy
Omeo fahalalana aho mba hitandrina ny lalànao; Eny, hitandrina azy amin'ny foko rehetra aho.