Psalms 119:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampandehano amin’ny lalan’ny didinao aho fa izany no sitrako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tariho aho amin’ny lalan’ny didinao, fa ao no hahitako fahasambarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampizory amin’ny sori-dàlan’ny didinao aho, satria izany no fahafinaretako.
Malagasy Bible 1865
Ampandehano amin'ny lalan'ny didinao aho; Fa izany no sitrako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampandehano amin’ny lalan’ny didinao aho fa izany no sitrako.
malagasy
Ampandehano amin'ny lalan'ny didinao aho; Fa izany no sitrako.