Psalms 119:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy mirona ho amin’ny teny vavolombelonao ny foko, fa tsy ho amin’ny fitiavan-karena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atongilano ho amin’ny fampianaranao ny foko, fa tsy ho amin’ny fahazoan-tombony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampirony amin’ny baikonao ny foko fa tsy amin’ny fitiavan-karena.
Malagasy Bible 1865
Amporisiho ny foko ho amin'ny teni-vavolombelonao, Fa tsy ho amin'ny fieremana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy mirona ho amin’ny teny vavolombelonao ny foko, fa tsy ho amin’ny fitiavan-karena.
malagasy
Amporisiho ny foko ho amin'ny teni-vavolombelonao, Fa tsy ho amin'ny fieremana.