Psalms 119:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; velomy amin’ny lalanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avilio tsy hahita izay zava-poana ny masoko; ataovy velona ao amin’ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; velomy amin’ny sori-dàlanao aho.
Malagasy Bible 1865
Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; Velomy amin'ny lalanao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; velomy amin’ny lalanao aho.
malagasy
Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; Velomy amin'ny lalanao aho.