Psalms 119:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tovy ny teninao amin’ny mpanomponao, dia amin’izay matahotra Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tovy amin’ny mpanomponao ny fampanantenanao, izay nataonao ho an’ny olona matahotra Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tovy amin’ny mpanomponao ny hafatrao izay nataonao ho an’ny mpanaja Anao.
Malagasy Bible 1865
Tovy ny teninao amin'ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tovy ny teninao amin’ny mpanomponao, dia amin’izay matahotra Anao.
malagasy
Tovy ny teninao amin'ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.[Tovy amin'ny mpanomponao ny teninao, Izay mahatonga ny fahatahorana Anao]