Psalms 119:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Esory ny fahafaham-baraka izay atahorako, fa tsara ny fitsipikao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory amiko ny fahafaham-baraka izay atahorako; fa tsara ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halaviro ahy ny fahafaham-baràka atahorako, satria tsara ny fitsipikao.
Malagasy Bible 1865
Esory ny fahafaham-baraka. izay atahorako; Fa tsara ny fitsipikao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Esory ny fahafaham-baraka izay atahorako, fa tsara ny fitsipikao.
malagasy
Esory ny fahafaham-baraka. izay atahorako; Fa tsara ny fitsipikao.