Psalms 119:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namoaka ny didinao Ianao mba hotandremana tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa namoaka ny didinao ianao; mba hitandreman’ny olona azy tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao namoaka ny fepetranao, Tompo ô, mba hotandremana fatratra.
Malagasy Bible 1865
Hianao namoaka ny didinao Mba hotandremana tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namoaka ny didinao Ianao mba hotandremana tsara.
malagasy
Hianao namoaka ny didinao Mba hotandremana tsara.