Psalms 119:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, manina ny didinao aho; velomy amin’ny fahamarinanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mirehi-paniriana hanaraka ny didinao aho, velomy amin’ny fahamarinanao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro maniry ny fepetranao aho, koa velomy ao amin’ny fahamarinanao.
Malagasy Bible 1865
Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin'ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, manina ny didinao aho; velomy amin’ny fahamarinanao aho.
malagasy
Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin'ny fahamarinanao.