Psalms 119:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tonga amiko ny famindramponao, TOMPO ô, dia ny famonjenao, araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tonga amiko anie ny famindram-ponao, ry Iaveh ô, sy ny famonjenao araka ny teninao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga amiko anie, TOMPO ô, ny mari-pitiavanao, dia ny famonjenao araka ny toky nomenao!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tonga amiko ny famindramponao, TOMPO ô, dia ny famonjenao, araka ny teninao.
malagasy
[VAO] Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.